Momba ahy
vale

Tia: mozika, mihomehy,lomano,...

search
calendar
« Jiona 2007 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
          1 2
3 4 5 6 7 8 9
10 11 12 13 14 15 16
17 18 19 20 21 22 23
24 25 26 27 28 29 30
Nampidirina farany
Sokajy
Rohy
Tahiry
Syndicate
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox

La voix d'un Ange (G.L)

2007-06-12 @ 22:21 in Ankapobeny

                                   

Miarahaba ny rehetra,

Nivoaka ny Alatsinainy faha-11 Jona ny single:" De temps en temps " an'i Grégory Lemarchal.

Ary efa nivoaka ny Alatsinainy faha-18 Jona ny raki-kira:" La voix d'un Ange"

izay ahitana :

-De temps en temps

-Restons amis

-Le lien

-Recevoir

-Con te partiro

-Là-bàs

-Envole moi

-SOS d'un térrien en détresse

-Show must go on

-Même si (GL & Lucie SILVAS)

-Et maintenant

Ny vola azo amin'izany dia hoentina hanohanana ny "Association Grégory Lemarchal" ary ny "Association Grèffe de vie".

NB: Ho antsika izay mipetraka eto France moa izany ka afaka manao "don d'organe" aorian'ny fahafatesana ny hiantefan'ny antso.

"Pour que plus jamais les maladies arrachent à ceux qu'on aime" .

http://association-grégorylemarchal.com

na koa afaka mandeha ao amin'ny "Association Grèffe de vie."

Merci.