Momba ahy
vale

Tia: mozika, mihomehy,lomano,...

search
calendar
« Febroary 2007 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
        1 2 3
4 5 6 7 8 9 10
11 12 13 14 15 16 17
18 19 20 21 22 23 24
25 26 27 28      
Nampidirina farany
Sokajy
Rohy
Tahiry
Syndicate
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox

SOTROKELY

2007-02-14 @ 18:01 in ASTUCES & BEAUTE.....!

 

Betsaka ihany angamba ny mahalala fa mba hitahirizana ny champagne efa nisokatra dia asiana sotrokely mitsongoloka eo @ vavan'ny tavoahangy...

Eto anefa dia lazaina fa diso ary tena diso io hevitra io,...tsy hampisy fiantraikany amin'ny champagne izay hotahirizina akory ny fanasivana sotrokely eo @ vavan'ny tavoahangy... satria ny champagne dia afaka tahirizina andro maro2, (indd ny champagne "tsara"), na misy sotrokely, na tsia.