Momba ahy
vale

Tia: mozika, mihomehy,lomano,...

search
calendar
« Jolay 2006 »
Ah At Ta Ar Ak Zo As
            1
2 3 4 5 6 7 8
9 10 11 12 13 14 15
16 17 18 19 20 21 22
23 24 25 26 27 28 29
30 31          
Nampidirina farany
Sokajy
Rohy
Tahiry
Syndicate
Credits
LifeType IE7 XHTML CSS Firefox

ITALIA Campione del mondo !

2006-07-09 @ 23:53 in Ankapobeny

        

 

 Forza ilatia, nampiasa io teny io tokoa aho nandritry ny lalao satria.......

sady nampitaintaina ilay lalao vao nahatafiditra bol i Zizou .

Fa tsy ratsy kosa ilay bol nidona tamin'ny poteau nalefandry zareo frantsay tamin'ny tir aux buts iny aloha eh !

Faly be aho fa nandresy ny ekipa notohanako, sady ny mpilalao tena nahafinaritra mihintsy ny fitondran-tenany nandritry ny lalao !!

Tsy hitako izay ny azo ambara firy ankoatry ny hafaliana!

 L'ITALIA CAMPIONE DEL MONDO !

AUGURI ITALIA!