ITALIA Campione del mondo !6
	Nampidirin'i vale :
	21:53. Sokajy:
		Ankapobeny
		
	
		
	         
Forza ilatia, nampiasa io teny io tokoa aho nandritry ny lalao satria.......
sady nampitaintaina ilay lalao vao nahatafiditra bol i Zizou .
Fa tsy ratsy kosa ilay bol nidona tamin'ny poteau nalefandry zareo frantsay tamin'ny tir aux buts iny aloha eh !
Faly be aho fa nandresy ny ekipa notohanako, sady ny mpilalao tena nahafinaritra mihintsy ny fitondran-tenany nandritry ny lalao !!Tsy hitako izay ny azo ambara firy ankoatry ny hafaliana!
L'ITALIA CAMPIONE DEL MONDO !

AUGURI ITALIA!
