Thursday 07 June 2018

Tonga soa vale!

Ity no lahatsoratra voalohany ao amin'ny blaoginao. Azonao fafaina na ovaina ao amin'ny Toeran'ny mpandrindra ity lahatsoratra andrana ity.
Misaotra anao mampiasa ny Blaogy.


Hevitra

  1. 0mandrak 04/02,2007 | 00:23

    toerana nahavokisana ony tsy petrahan' elé... ;)



  2. 1vale 03/11,2007 | 03:20

    hi!hi!hi..fehno, enao ty an, mahay mampiresaka mintsiny a, tsika ndray mitsiky fona na mora na mafy kah, sa ahoana? bizou ...



  3. 2livarilala 08/23,2006 | 14:18

    slt! vale
    miarahaba anao sy mirary fahasalamana koa
    ny tenako manoratra moa dia salama tsara
    fa ianao no manao ahoana?
    lalaina na liva no fiantso ahy araka izay mety aminao
    raha namaky ny blog nao aho dia voasarikao sahady ka izay no nahatonga ahy nanoratra sy namaly ny heta2 nao
    araka ny voalazanao sy no tantarainao tao @ serasera moa dia hita fa tena marina avokoa ny zvtr rehetra nolazainao tao
    satria lehilahy izaho miteny aminao io an
    fa dia efa voa tahaka io koa aho ,de tena namako akaiky izao mintsy no manao zvtr ratsy amiko, io ndray tsy mifidy saranga n'ol fa na lahy na vavy dia maro ihiany no manana io toetra io, fa tsy hoe ny vehivavy ihiany akory, fa ny torohevitra azoko omena anao dia tsotra ihiany
    ireny ol manao zvtr tsy mety sy manao ratsy anao io , vao maika izay no itiavako azy ,asa raha azona ny tiko ho lazaina?
    aza iavonana izy fa vao maika anatonana sy iresahana ,fa ho tsapany ihiany ny soa nataona t@ ,ataovy izay zvtr hampilentika tsara ao ampony ny soa ataonao aminy, ary koa aza hadino ny mivavaka fa izany no ilaina 1 eo @ fiainana,araka ny voalaza ao @ baiboly hoe sambatra ianareo raha endrehiny olona aminy anarako ianareo hoy(jesosy)
    eny tsy ho lava resaka aho fa raha toa ka tinao moa ny hifampizarantsika ny soa sy ny mamy ,dia vonona ny handray anao aho
    de miarahaba anao sahady ny tenako
    liv_arilala@yahoo.fr na liv_arilala@hotmail.com no compte azahoanao mifampiresaka sy mitafatafa amiko
    beybey de mazotoa
    ary za mitanondrika zany eo @ fiainana fa izao no tsy maintsy izorantsika rehetra ,ary za ko mba mangataka fampianarana avy aminao
    satria zokiko no andraisako anao ,raha jereko ny taona moa dia izay no andraisako anao manomboka izao



  4. 3vale 08/15,2006 | 19:08

    Mischa> zany an!! hihihi ! (efa hain'toi ihany e), mafy nge zany oe timide zany euuu!!



  5. 4Mischa 08/08,2006 | 02:23

    mba asio sarinao raha mety oo! izay manko no tena andrasana



  6. 5MISHA 08/08,2006 | 02:21

    SALUT! mba mandalo mitsidika ny blaoginao e



  7. 6vale 03/07,2006 | 12:33

    micii Hery!




Hametraka hevitra

Copyright © 2005 Val_blog - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS