Thursday 07 June 2018

SOTROKELY

 

Betsaka ihany angamba ny mahalala fa mba hitahirizana ny champagne efa nisokatra dia asiana sotrokely mitsongoloka eo @ vavan'ny tavoahangy...

Eto anefa dia lazaina fa diso ary tena diso io hevitra io,...tsy hampisy fiantraikany amin'ny champagne izay hotahirizina akory ny fanasivana sotrokely eo @ vavan'ny tavoahangy... satria ny champagne dia afaka tahirizina andro maro2, (indd ny champagne "tsara"), na misy sotrokely, na tsia.

 

 


Hevitra

  1. 0bilakarenjy 02/23,2007 | 00:22

    efa reko izay sotrokely atao @ champagne izay fa ny olana de ilay champagne mihitsy no tsy misy ranony intsony hihihihihihihihii .....de miesona eo ilay sotrokely .
    Nisy nitahiry tokoa tato an-trano fa toa ritra ho azy ilay izy , sa ilay sotrokely no misintona ilay ranona champagne ,hihihihihihihihihi .........



  2. 1ikalamako 02/14,2007 | 19:17

    efa heno foana tokoa io saingy mbola tsy nisy fotoana nanandramana ny fetezany na tsia satria ny anay ny tavoahangy misokatra tonga dia mitete foana ny vodiny, izay tonga ritra! hihihi



  3. 2kitjo 02/14,2007 | 18:21

    kory ka-vale ah!

    aako tsa mbola naheno anzany maitsinyyy...
    aako ko ngamba tsa mba misotro anreny d zay k!
    fa tsary azoko antsaina le oe asiana sotrokely
    ny tahony vy ro ampidirna any sa manakory?
    d lasa tsa misarona ndray izy amzay




Hametraka hevitra

Copyright © 2005 Val_blog - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS