SOTROKELY3
Nampidirin'i vale :
17:01. Sokajy:
ASTUCES & BEAUTE.....!
Betsaka ihany angamba ny mahalala fa mba hitahirizana ny champagne efa nisokatra dia asiana sotrokely mitsongoloka eo @ vavan'ny tavoahangy...
Eto anefa dia lazaina fa diso ary tena diso io hevitra io,...tsy hampisy fiantraikany amin'ny champagne izay hotahirizina akory ny fanasivana sotrokely eo @ vavan'ny tavoahangy... satria ny champagne dia afaka tahirizina andro maro2, (indd ny champagne "tsara"), na misy sotrokely, na tsia.