Thursday 28 March 2024

- AINA -

 

Iza koa ianareo no mpankafy an'i AINA sy ny hirany? ,,.. izaho aloha toa mbola tsy naheno vehivavy malagasy mahay mihira sy tsara feo toa azy.Sady izy koa manana téchniques betsaka, style vocal, sns,,,e, sady ananany rehefa variétés, na hiram-pivavahana kou aza, tena hananany daholo izay ilaina , izy koa tsy ratsy rahateo.

Mahafatifaty izy eh ?!Smile

 


Copyright © 2005 Val_blog - Atolotry ny Blaogy.com
Imhotep theme designed by Chris Lin
XHTML | CSS | RSS